|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsangan-kevitra |
| Singan-teny | 2tsangana, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana.
[1.1] 6foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7idéologie.
[1.5#144] 8doctrine. [1.13] |
| Ohatra |
9 Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany?
[2.285#123]
|
| Voambolana | 10 Filôzôfia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|