|
|
|
|
Teny iditra
1
tsamontsamona
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fitsakoana aharenesana ny fitsefotsefotry ny molotra..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mitsamontsamona
,
5
mitsamontsamoa
Matoantenin' ny iharana :
6
atsamontsamona
,
7
atsamontsamony
,
8
tafatsamontsamona
,
9
tsamontsamonina
,
10
tsamontsamoy
Matoantenin' ny fameno :
11
itsamontsa
mo
nana
Anarana :
12
fitsamontsamona
,
13
fitsamontsamonana
,
14
mpitsamontsamona
Mpamaritra :
15
mahatsamontsamona
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19