|
|
|
|
Teny iditra
1
atsamontsamona
Fototeny
2
tsamontsamona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao mitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
atsamontsamona
, atsamontsamoko, atsamontsamonao,
atsamontsamony
, atsamontsamontsika, atsamontsamonay, atsamontsamonareo, atsamontsamon', atsamontsamon-, atsamontsamom-, atsamontsamo-
6
Ny lasa :
natsamontsamona, natsamontsamoko, natsamontsamonao, natsamontsamony, natsamontsamontsika, natsamontsamonay, natsamontsamonareo, natsamontsamon', natsamontsamon-, natsamontsamom-, natsamontsamo-
7
Ny hoavy :
hatsamontsamona, hatsamontsamoko, hatsamontsamonao, hatsamontsamony, hatsamontsamontsika, hatsamontsamonay, hatsamontsamonareo, hatsamontsamon', hatsamontsamon-, hatsamontsamom-, hatsamontsamo-
8
Filaza mandidy :
atsamontsamony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12