|
|
|
|

Teny iditra1 tsakodara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy. [Sakalava] [1.1]
Ohatra  4 Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [2.606#125]
Voambolana  5 Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  6takodara
Tovy hevitra  7barao, drao, takadalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12