|
|
|
|

Teny iditra1  takodara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  5 tsakodara
Tovy hevitra  6 barao, drao, takadalana, tsakodara

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04