|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaingohina |
| Fototeny | 2tsaingoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy.
5Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 tsaingohina, 11 tsingaohina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|