|
|
|
|

Teny iditra1 tratrantitra
Singan-teny  2tratra, 3antitra
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5overtaken by old age; literally reached by old age. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6parvenu à un âge avancé, à un grand âge. [1.3#741]
Ohatra  7 tratrantitra aza marofy ianao. [2.366]
8 Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana. [2.996]
9 Ho ela velona ny mpanjakavavy Ranavalona II, tsy harofy, fa ho tratrantitra! [2.270]
10 Hiainga anie Ramiaramila / Ho eo Ambatondrafandrana, / Ka nanao tratrantitra Andriana [2.69]
Mpanahaka  11 traraantitra, 12 trarantitra, 13 tratraantitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02