|
|
|
|

Teny iditra1 tratra aorina
Singan-teny  2tratra, 3aoriana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5diso fotoana, tsy tonga ara-potoana. [1.1]
Ohatra  6 Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga [2.324]
7 Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12