|
|
|
|

Teny iditra1 tratra antitra
Singan-teny  2tratra, 3antitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona.
6ela velona sy maro andro niainana. [1.1]
Voambolana  7 Teny fanajana
Mpanahaka  8 traraantitra, 9 trarantitra, 10 tratrantitra
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02