|
|
|
|

Teny iditra1 traokabe
Singan-teny  2traoka, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray. [1.1]
6faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7trachée artère. [1.13]
Voambolana  8 Haiaina

Fivaditsoratra  9 abetroka, 10 Bekorata, 11 boretaka, 12 traokabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12