|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 traoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe.
[1.1] 4taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5bronche.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
[2.424#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 traoka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12fangaro.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13mélange.
[1.13] |
| Voambolana | 14 Simia |
| Fivaditsoratra | 15 akotra, 16 atroka, 17 katrao, 18 katroa, 19 okatra, 20 rotaka, 21 takaro, 22 taroka, 23 toraka, 24 traoka, 25 troaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|