|
|
|
|

Teny iditra1 tranompokonolona
Singan-teny  2trano, 3foko, 4olona
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny anglisy  6a town hall. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7salle de fêtes d'une ville. [1.8]
Ohatra  8 Nafana ny rivotra niainana tao amin' ny tranompokonolona. [2.472#]
9 Dia tonga ny mpitsidika ny fambolena ary noraisina tao an-tranompokonolona. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11