|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tranomanara
Singan-teny  2trano, 3manara
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a small building on the tombs of royalty and higher nobility. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse. [1.8]
Ohatra  8 Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508#347]
9 Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59#294]
Mpanahaka  10 tranomasina
Sary 

Teny iditra (2/2)11 tranomanara
Singan-teny  12trano
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble).
15D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée.. [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12