|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tranomaizina |
| Singan-teny | 2trano, 3maizina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a prison.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7prison.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka.
[2.324]
9 Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina. [2.472] |
| Lahatsoratra | 10Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|