|
|
|
|

Teny iditra1 trafon-kena
Singan-teny  2trafo, 3hena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5hena matrafotrafoka sy matavy eo an-doha soroky ny omby. [1.1]
Ohatra  6 samy omena potiny iray amin' iny trafonkena iny ny olona, dia samy homana ny azony. [2.245#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02