|
|
|
|

Teny iditra1 toy izao
Singan-teny  2toy, 3izao
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sahala amin' izao. [1.1]
Ohatra  6 toy izao no nahatonga izany. [2.470#152]
7 toy izao no fampiasa azy. [2.117#106]
8 Nefa tsy maika sy dodona toy izao. [2.643#172]
9 Satriko ho toy izao mandrakizay isika! [2.944]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12