|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 izao
Fototeny  2io
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a.
5Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao.
62) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7this. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8celui-ci. [1.8]
Ohatra  9 tahaka izao no fanao. [2.245#]
10 Ady izao rehetra izao. [2.5#]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 9 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)13 izao
Sokajin-teny  14 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15now. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16maintenant. [1.8]
Ohatra  17 Bedao amin' izao! [2.587#]
18 Ka maninona aho izao? [2.5#]
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 izao, 21 Ozay, ozay, 22 Ozia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03