|
|
|
|

Teny iditra1 tovina
Fototeny  2to
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka. [1.1#967]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on accomplit, qu'on agrée. [1.3#704]
Ohatra  6 Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana. [2.996#20.8.30]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 Tanivo, 12 tavony, 13 tôvany, 14 tovina, 15 vatony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12