|
|
|
|

Teny iditra1 tovanana
Fototeny  2tovana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana tovana, ampiana avy ao ambany na avy eo aoriana: Notovananailay kofehy vao ampy namatorana ny rata. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be lengthened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on allonge. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 Antañavo, 13 avantano, 14 tavonana, 15 tovanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08