|
|
|
|

Teny iditra1 totorebika
Singan-teny  2toto, 3rebika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a dance of joy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7danse de joie. [1.8]
Ohatra  8 Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270#]
9 Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12