|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 totokafo |
| Singan-teny | 2totoka, 3afo |
| Sokajin-teny | 4 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Voahodidin' ny afo.
[1.1] 6Asa maika mora mifanontona tsy maintsy hatao tsy misy hataka andro. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Figuré: Entouré par le feu ; occupations, affaires urgentes et simultanées..
[1.3#735] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|