|
|
|
|

Teny iditra1 tora-tsavatsava
Singan-teny  2toraka, 3savasava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5araka izay fitopin' ny maso manavatsava azy no amantarana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6coup lancé au hasard comme en tirant dans les broussailles. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12