|
|
|
|

Teny iditra1 torapasika
Singan-teny  2toraka, 3fasika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5toerana malalaka voarakotra fasika hatrany, toerana feno fasika eny amoron-drano. [1.1]
6toerana mitomandavana rakotra fasika eny amoron-drano. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7plage. [1.5]
8banc de sable. [1.13]
Voambolana  9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 10 Haibolantany
Sary 

Fivaditsoratra  11 aporitsaka, 12 torapasika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12