|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fasika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4sand [Mal.
5pasir.] fasy and fasina are used in the provinces.. [1.2]
6sand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7sable. [1.8]
Ohatra  8 Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62]
9 Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94]
Voambolana  10 Haibolantany
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 fasika
Sokajin-teny  14 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16fig.
17innumerable.
18[Mal.
19pasir.] fasy and fasina are used in the provinces.. [1.2]
Sampanteny 
Anarana :

Fivaditsoratra  21 fasika, 22 fikasa, 23 fisaka, fisàka, 24 sifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03