|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tora-masoandro |
| Singan-teny | 2toraka, 3maso, 4andro |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6famantarana halavan-javatra na habeny na halaviran' ny toerana misy azy amin' ny fijerena ny fandehan' ny fahazavana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7un hasard, au hasard.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|