|
|
|
|

Teny iditra1  tonon-taona
Singan-teny  2 tonona, 3 taona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
6 [tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 saison [1.5]
8 [tonontaona] saison [1.13]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  10 vanintaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04