|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tonon' andro tsy maha-lehilahy |
| Singan-teny | 2tonona, 3andro, 4tsy, 5mahalehilahy |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|