|
|
|
|

Teny iditra1 tonom-bilany
Singan-teny  2tono, 3vilany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny fandrahoana ny fadinkena avy amin' ny omby nisaorana, ka niarahan' ny mpanjaka nihinana tamin' ny fianakaviany tamin' ny andro fandroana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12