|
|
|
|

Teny iditra1 tonga fofona
Singan-teny  2tonga, 3fofona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sakafo andrahoina manomboka handrara-pofona.
6Hevitra ohatra: Manomboka ho tezitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11