|
|
|
|

Teny iditra1 tondrotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivonkonan' ny lamosina rehefa mipetraka ka toa tafahoatra mivoaka any ivelany ny fipetrahana; fandrosoan' ny zavatra na fitataovany mankany ivelany.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Tsipelina hafa  6tondritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19