|
|
|
|

Teny iditra1 tondro miandra reny
Singan-teny  2tondro, 3miandra, 4reny
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12