|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tondra-drano |
| Singan-teny | 2tondraka, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a flood.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7inondation.
[1.8, 1.5] [tondradrano] 8inondation. [1.13] 9crue. [1.8] |
| Ohatra |
10 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay
[2.470]
11 Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 13safo-drano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|