|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tompon-tany
Singan-teny  2tompo, 3tany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 tompontany
Singan-teny  7tompo, 8tany
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo. [1.1]
Voambolana  11 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Fivaditsoratra  12 tompontany, tompon-tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03