|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tompon' andraikitra |
| Singan-teny | 2tompo, 3andraikitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5responsable.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Nanakoako ery ny fanenon'ny anjombona tandrok'omby notsofin'ny ray aman-dreny tompon'andraikitra
[2.470]
7 Ny fomba hampiasaina amin'izany, manana tahiry betsaka ireo tompon'andraikitra Frantsay sy ny menakeliny [2.472] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|