|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombo-tsodina |
| Singan-teny | 2tomboka, 3sodina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny loaka mifanao ambaratonga amin' ny sodina.
6ilazana koa ny fizarana zavatra amin' olona maro arakaraka ny voninahiny. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7les trous de la flûte.
8se disait d' un partage fait selon le rang et la dignité. 9il se disait aussi de la gradation hiérarchique des chefs. [2.415#3219] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|