|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombo-kavatsa |
| Singan-teny | 2tomboka, 3havatsa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tomboka na marika maitso manga ataon' ny olona amin' ny tarehiny na ny sandriny voasokitra ao anaty hoditra.
[1.1] 6marika tsy maty amin'ny hoditra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tatouage.
[1.3, 1.13] |
| Tsipelina hafa | 8tombokavatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|