|
|
|
|

Teny iditra1 tombokahitra
Singan-teny  2tomboka, 3ahitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [tombok' ahitra] 5tany misy ahitra hamefena voly. [1.1]
6baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7gazon. [1.13]
8(de ahitra : herbe, Graminée).
9Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc.. [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  11 tokambohitra, 12 tombokahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12