|
|
|
|

Teny iditra1 tombo-drano
Singan-teny  2tomboka, 3rano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fandemana ny bainga amin' ny fampidiran-drano; enti-milaza koa famerimberenana matetika amin' ny zavatra atao. [1.1]

Fivaditsoratra  6 ombatondro, 7 tombo-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12