|
|
|
|
Teny iditra
1
tomban-dahy
Singan-teny
2
tom
bana
,
3
lahy
Sokajin-teny
4
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
5
vehivavy henjankenjam-pihetsika, manao toetoe-dehilahy amin' ny ataony.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12