|
|
|
|

Teny iditra1 hatomady
Fototeny  2tomady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5force, vigueur. [1.3#718]
Ohatra  6 Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka. [2.895#87]

Fivaditsoratra  7 hatomady, 8 mahatody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12