|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 toloko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana".
4(J.J.R.). [1.1] 5taraina. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a groan, complaint, importunity.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7gémissements, plaintes importunes.
[1.3] 8plainte. [1.13] |
| Ohatra |
9 Sa toloko sy tomany no hitana lava izao?
[1.244#]
10 Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 toloko |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23comme toloka.
[1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|