|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tolo-kevitra |
| Singan-teny | 2tolotra, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina.
[1.1] 6fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7proposition mathématique, suggestion.
[1.13] 8proposition. [1.5#143] |
| Ohatra |
9 Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao
[1.369]
10 Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#] 11 Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#] |
| Voambolana | 12 Filôzôfia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|