|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokozihitra |
| Singan-teny | 2toko, 3zihitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Stubbornness, obstinacy..
[1.2#654] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Action de se blottir de froid, de peur ,.
8fig. 9action de ne pas répondre, de rester sournois.. [1.3#715] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|