|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tokiky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fipetrahana mamitsaka sady manjonitra noho ny alahelo na aretina na fahasahiranan-tsaina; takoko; torovoka; jokaiky. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4shrinking. [1.2#653]
Fanazavàna teny frantsay  5pauvreté, affliction. [1.3#714, 1.196]
6Rapetissement, action de se ramasser, de se contracter, de se recoquiller, comme quand on est transi de froid. [1.3#714]
7dans son sens général ce mot veut dire : se contracter, se recroqueviller. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22tokiky

Teny iditra (2/2)23 tokiky
Singan-teny  24tokiky
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny frantsay  26Flueggea sp. (Euphorbiaceae).
27D'après Randriamiera, Réserves Naturelles 6865. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  28 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 kitoky, 30 tokiky, 31 Tykiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08