|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokantranon-dahy |
| Singan-teny | 2tokana, 3trano, 4lahy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ilazana ny tokantrano tsy misy vehivavy, na tsy ao ny vehivavy, ka tsy mimpirina araka ny tokony ho izy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|