|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokantandroka |
| Singan-teny | 2tokana, 3tandroka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Biby lehibe mahatratra 4 metatra ny lavany ary 2 metatra ny haavony, mivelona amin' ny tany be heniheny, fantatra amin' ny anarana vahiny hoe "rhinocéros".
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haibiby: mampinono |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|