Teny iditra | toka-molotra | |
Singan-teny | tokana ; molotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Haron-tokan-tsosona ny rary nanaovana ny vavany ary tsy mba mizaitra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Corbeille tissée d’une seule pièce et sans couture [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |