|
|
|
|

Teny iditra1 mahatohina
Fototeny  2tohina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Qui peut ou ose toucher légèrement. [1.3#710]
Ohatra  5 Fantatr'ilay mpaminany ny ao am-pon'ny olona fa ny zava-mihatra sy voatsapany no tena mahatohina ny vahoakany. [2.298#]
6 irery dia ny hatsaran'ilay zavatra aloha no mahatohina azy indrindra, iretsy kosa dia ny hamarin'ilay zavatra aloha no mahataitra azy indrindra. [2.297#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12