|
|
|
|

Teny iditra1 tohi-miorika
Singan-teny  2tohika, 3miorika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny tsy mankatò sy mafy loha amin-dray aman-dreny na ny lehibe. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12