|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manohatra
Fototeny  2ohatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mampitovy. [Bezanozano] [1.78]
5Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina.
6Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy.
7Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to measure, to compare.. [1.2]
9to compare; to fit to try. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10comparer, essayer un vêtement, etc. [1.8]
Ohatra  11 Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285#]
12 Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19 manohatra
Fototeny  20tohatra
Sokajin-teny  21 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza. [1.1]

Fivaditsoratra  23 maharanto, 24 mahatrona, 25 manatroha, 26 manohatra, 27 mantahora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02